Samedi, 10 avril 2010
Rehefa niafy sy niaritra nandritra ny 7 taona teo amin’ny grady-na Kolonely, noho ny jadona sy ny fanakavahana nampiharin’ny fitondrana teo aloha taminy, dia nasondrotra ho eo amin’ny laharam-boninahitra Jeneraly ny Praiminisitra Camille Vital. Voaverina aminy ny rariny noho ny Fitondrana ankehitriny.

Allocution du Président Andry Rajoelina le 12 mai 2010