Commune Fianarantsoa: politika mangarahara

Samedi, 10 avril 2010

Mampihatra ny mangarahara sy fampandraisan’anjara ny vahoka no politika apetrakin’ny PDS-ny Commune Ambonivohitry Fianaratsoa , Pety RAKOTONIAINA, na eo amin’ny sehatra fampidiran-ketra  izany na ny eo amin’ny fanadiovana ny Tanana.

Partager