Fanampin-karama FRAM

Samedi, 10 avril 2010

Nilaza ny ny Minisitera na Fanabeazam-pirenena fa efa vita ny antontantaratasy rehetra momba ny fandoavana fanampin-karaman’ireo mpanmpianatra FRAM. Ireo asa rantsa mangaika mifameno amin’ny famohana ny vola sisa no mety mbola andrasana ho an’ireo faritra vitsivitsy.

Partager