Làlana 70.000Km vitany Nadine Ramarosaona

Samedi, 10 avril 2010

Nahavita lalana 70.000km sahady ny Minisitrin’ny Mponina Nadine RAMAROSAONA nijereny ny tena zava-misy marina niainan’ny vahoaka Malagasy. Laviny marin-drano ny nampahantrana ny vahoka MALAGASY tamin’ny fanagoronan-karena nataon-dRavalomanana sy ny forongony. Tokony atao zara mira amin’ny vahoaka ny tombotsoa sy ny harena be anana’I MADAGASIKARA hoy ny Minisitry ny mponina.

Partager