Samedi, 10 avril 2010
Manoloana ny toe-draharaha politika misy ankehitriny dia takian’ny vahoaka ny fahatoniana ara-politika. Tondroin’izy ireofa ny Ankolafy telo no fototry ny olana amin’ny fanakorontanana. “Efa nekentsika ny Filohan’ny HAT Andry Nirina Rajoelina tamin’ny tolona nataontsika, ndao hifanome Tanana hanilika sy hamafa ireo fahavalom-pirenena ireo” hoy ny feo mandeha.

Allocution du Président Andry Rajoelina le 12 mai 2010