Mitaky ny fanesorana ireo BT teo aloha

Samedi, 10 avril 2010

Mitaky ny mponina avy amin’ny Commune maro manerana ny Nosy fa tokony hosoloana mialohan’ny fifidianana hatao ireo ben’ny Tanana (BT) voafidy tamin’ny fitondrana teo aloha. Araky ny flazan’izy ireo dia mbola tsy maty voalavo akibo ary mitatdy ny hampidaraboka ny fitondrana misy amin’izao fotoana izao ireo BT TIM ireo.

Partager