Mitokamonina Antsohihy

Samedi, 10 avril 2010

Simba sahady ny Emetteur ny RADIO FM ny RNM any andrenivohitry Faritra Sofia, Antsohihy. Velontaraina ny mponina fa tsy afaka manaram-baovao. Marihina fa tamin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenenan’ny vehivavy ny 8 Mars 2010 lasa teo iny no nametrahana izany Emetteur izany.

Partager