Samedi, 10 avril 2010
Voapetraka omaly 9 aprily 2010 ny vato fehizoro trano hiterizam-bokatra goavana ny Fonkonany Morafeno, Commune Anjoma Ramartine, Faritry Vakinakaratra, 40m ny lavany, 25m ny sakany. 20 tapitrisa ariary mahery ny vola entina hanaovana ny asa.
Nisolo tena ny Filohan’ny HAT nametraka ny vato fehizoron’ny asa ny Minisitrin’ny Fanabeazampirena RAZAFIMANAZATO Julien. Tompon-kevitra tamin’ity tetik’asa fararano lava ity i Mgr Felix Ramananarivo, Evekan’i Antsirabe teo aloha; Tany antoerana ireo mpikambana amin’ny Governemanta, toy ny Minisitry ny mponina Nadine Ramarosaona, ny Angovo Rodolphe Adriamanatsoa, ary ny Fambolena Jaona Mamintiana.

Allocution du Président Andry Rajoelina le 12 mai 2010