Famindram-pitaovana tamin’ny CNE ho an’i CENI

Mercredi, 21 avril 2010

Notontosaina anio alarobia, 21 aprily 2010, ny famindran-toerana ho an’ny CENI ireo fitaovana rehetra teo ampelatanan’ny CNE. Voakasik’izany ireo fitaovana arifomba momba ny fifidianana avy tamin’ny vondrona Eropeanina. 

Partager